Entrée (1/2) | 1 fanombohana |
Radical | 2 tomboka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara |
Explications en français |
5 [1.3#720] L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 9 fanombohana |
Radical | 10 tomboka |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.1] Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? |
Mis à jour le 2024/12/11 |