|
|
|
|

Entrée (1/8)1  tomboka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra
Explications en français  4  [1.3] un coup de pioche donné à la terre
Mots composés 

Entrée (2/8)16  tomboka
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  [1.1] Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana
Explications en français  19  [1.3] accusations fausses
Dérivés 
20  Verbes passifs :
21  Noms :
Synonymes  22  tombotomboka
Mots composés 

Entrée (3/8)27  tomboka
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29  [1.1] Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa
Explications en français  30  [1.3] apposition du cachet à une pièce officielle
Dérivés 
31  Verbes relatifs :
32  Noms :
Mots composés 

Entrée (4/8)36  tomboka
Partie du discours  37  nom
Explications en malgache  38  [1.1] [Taisaka] Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra
Exemples  39  Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508#]
Mots composés 

Entrée (5/8)41  tomboka
Partie du discours  42  nom
Explications en malgache  43  [1.1] Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao

Entrée (6/8)44  tomboka
Partie du discours  45  nom
Explications en malgache  46  [1.1] Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
Karazana vay mpahazo ny omby
47  [1.13] karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina
Explications en français  48  [1.3, 1.13] charbon
49  [1.3] anthrax, bubon très douloureux
50  [1.196] charbon bactéridien
Vocabulaire  51  Santé
52  Zoologie: art vétérinaire
Analogues  53  fanenitra, tetanosy
Mots composés 

Entrée (7/8)56  tomboka
Partie du discours  57  nom
Explications en malgache  58  [1.78] [Bezanozano] loaka, lavaka

Entrée (8/8)59  tomboka
Partie du discours  60  adjectif
Explications en malgache  61  [1.78] [Bezanozano] bongo: Trano bongo

Anagrammes  62 

Mis à jour le 2025/01/21