|
|
|
|

Entrée (1/2)1  malalaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1#563] Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany
Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany
Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo
Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao
Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] spacious, roomy
5  [1.2] wide
Explications en français  6  [1.3#375, 1.8] spacieux, vaste, ample
7  [1.3] grand, large, espacé
Exemples  8  [2.356#7] malalaka ny tokotany niraisana
9  [1.3#375] malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse)
10  [2.445#86] nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay
Radical  11  lalaka
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
Dérivés 
15  Adjectifs :
Analogues  16  lobaloba, milobaloba
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot malalaka

Entrée (2/2)21  malalaka
Partie du discours  22  adjectif
Explications en malgache  23  [1.1#563] Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy
Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe
Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia
Explications en anglais  24  [1.2] liberal
25  [1.7] without constraint
Explications en français  26  [1.3#375, 1.8] sans contrainte
27  [1.3] libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission
Exemples  28  [2.996] malalaka indrindra ny didinao
29  [2.366#58] halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy
Radical  30  lalaka
Morphologie 
31  Présent :
32  Passé :
33  Futur :
Mots composés 

Mis à jour le 2025/01/21