|
|
|
|

Entrée1  malaladalaka
Radical  2  malalaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en anglais  4  [1.2] rather wide; fig. not very busy, having a convenient time, having a respite, at leisure
Explications en français  5  [1.3] duplicatif diminutif de malalaka
Exemples  6  ny tao anatiny kosa anefa dia malaladalaka ihany, sady voalamadamaka mba hitovitovy tantana ny fanambaniny. [2.357#]
7  ambany atsimon'i Vatove somary andrefana kely, dia misy tany marina malaladalaka, misy vato vaventy tsirairay ny ilany atsimo. [2.588#]
8  Nony nadeha kelikely, ka efa tokony ho tonga tao afovoan' ny nosy izahay dia nahatsinjo toerana toa malaladalaka noho ny manodidina. [2.471#]

Mis à jour le 2023/02/23