Entrée | 1 tsy hita pesipesenina |
Mots élémentaires | 2 tsy hita, pesipesenina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina [1.1] |
Explications en français |
5 complètement invisible, incompréhensible [1.3] |
Exemples |
6 Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! [2.270#] 7 Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472] 8 Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996] |
Synonymes | 9 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Mis à jour le 2023/11/20 |