Entrée |
maso
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana [1.1]
|
Explications en anglais | The eye [1.7]
|
Explications en français | L'oeil [1.8]
|
| Oeil [1.13]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Oeil [1.405]
|
Exemples |
1 | Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity?
[2.4]
|
2 | Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy.
[2.324]
|
3 | Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko.
[2.471]
|
4 | Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany.
[2.472]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
maso,
masoko,
masonao,
masony,
masontsika,
masonay,
masonareo,
mason',
mason-,
masom- |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes |
Articles |
|