Entrée | 1 maika |
Radical | 2 aika |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika |
Explications en anglais |
5 [1.7] in a hurry |
Explications en français |
6 [1.8] pressé |
Exemples |
7 Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana] 8 maika hiala amin' izany aho. [2.4#] 9 Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#] |
Dérivés |
|
Synonymes | 15 dodona, kododona, dodoka, dodotra, rototra, rodoka, somadodoka, somarodoka, somarototra, maimay, mitaitay, mirotoroto, mikorobobo, miheninkenina, mikoropaka, sevotsevoka, milomay, maintavo, forehitra, mivoa-jamala, misehotra, misalehotra, mikododoka, minitinitika, kongomaika, kongorevo, ankamehana, sondrodrahona, aniritra, tandrevaka, tandrametaka, peta-toko |
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot maika |
Anagrammes | 23 |
Mis à jour le 2025/01/21 |