|
|
|
|

Entrée1  an-kamehana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka tsy faly aho
Explications en anglais  4  [1.2] (ankamehana) see maika.
5  [1.7] (ankamehana) in a hurry, as an emergency measure
Explications en français  6  [1.8] (ankamehana) en cas d'urgence; urgent ; à la hâte
Exemples  7  Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [4.27#2007/03/21]
Mots composés 

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21