|
|
|
|

Entrée1  dodona
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany: Dodona erỳ Rakoto handeha hody
4  Rototra, mafana fo: Tsy dodona akory izy nilazako izany. [1.1]
Explications en anglais  5  in a hurry; pushing violently [1.7]
Explications en français  6  pressé. See dodoka. [Tankarana] [1.19]
Exemples  7  tsy mahapetraka fa efa maika, dodona be ihany. [2.313]
8  Soa ihany, fa izaho efa dodona amin' ny fahamaizako. [2.4]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot dodona

Mis à jour le 2022/04/12