|
|
|
|

Entrée1  tandrevaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka
4  [2.285#222] tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana
Explications en français  5  [1.3#667] soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation
Exemples  6  Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa. [2.245#170]

Mis à jour le 2024/12/07