|
|
|
|

Entrée1  herinandro
Mots élémentaires  2  herina, andro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha
Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io?
Explications en anglais  5  [1.7] a week
Explications en français  6  [1.8] une semaine
Exemples  7  [2.5#] herinandro ihany aho, dia tafaverina.
8  [2.4#] Andro andrandraina amin' ny herinandro.
9  [1.508#] Efa herinandro mahery izay no lasa izy.
10  [2.69#] Dia nandeha lalana herinandro izy miandevo;
Vocabulaire  11  Temps
Mots composés 
Hyponymes 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot herinandro

Mis à jour le 2024/12/07