Entrée (1/3) | 1 fetsy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Taimoro]
lainga 4 [1.78] [Tanosy] fantatra, hay 5 [1.1] Mahay, kinga eo amin' ny hevitra: Efa fetsy itỳ zanako itỳ fa mahalala misaotra raha omena zavatra |
Explications en anglais |
6 [1.2] cunning, skillful, shrewd, sharp. 7 [1.7] sly, cunning, sharp |
Explications en français |
8 [1.8] rusé, fourbe |
Exemples |
9 Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [2.442#] 10 Olona fetsy sady masiaka no nampoizin'ny Betsileo ho hita. [2.298#] |
Dérivés |
|
Synonymes | 16 kapetsy, kapotsaka, kalita, mantsana, fiharatra, fatsaka, fangoloka, holokoloka, hoboka aty, fangotsoka, fangotsohana, fanganga, hotsohotso, galofantsy, famantsy, gagilahy, gagivavy, fanalolahy, fanalovavy, konjo, karàna, fatsoralahy, fatsoravavy, be gararo, be saroro, be safary, be karijo |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Titres | 21 Diso fetsy (Rakoto Odeam) |
Entrée (2/3) | 22 fetsy |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en anglais |
24 [1.2] little things transplanted, or planted here and there. (Prov.) |
Explications en français |
25 [1.19] [Tankarana]
riz, ou autres, transplantés. (kètsa). |
Vocabulaire |
26 Botanique: (en général) |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 28 fetsy |
Partie du discours | 29 nom |
Explications en malgache |
30 [1.78] [Bara]
hafatra |
Anagrammes | 31 |
Mis à jour le 2025/01/21 |