|
|
|
|

Entrée1  hafatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy
4  Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany [1.1]
Explications en anglais  5  a message [1.2, 1.7]
6  a will, a testament, a request, an order for something. See didy. [1.2]
7  a recommendation; an order for merchandise [1.7]
Explications en français  8  message; recommandation; commande de marchandise [1.3, 1.8]
9  commission [1.3]
Exemples  10  fa izao no hafatra nataony: [2.293]
11  Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470]
12  Ary nametrahana hafatra koa ka milaza. [2.472]
Morphologie 
13  Simple :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Titres  26  Hafatry ny Mpaminany (Doriguzzi A.)
27  Hafatry ny mpanabe (Ratrema William)
28  Md François hafatra velona (Gobry Ivan)
29  Ny Hafatry ny Ombalahibemaso : Seho an-tsehatra notsongaina avy amin' ny tantaran-dRadama Voalohany (Randriamamonjy Esther)
Proverbes  30  Proverbes contenant le mot hafatra

Anagrammes  31  afahatr, ahafatr, fahatra, hafatra

Mis à jour le 2023/07/02