Entrée | 1 hafa |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
6 Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho 7 Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1] |
Explications en anglais |
8 different [1.2, 1.7] 9 another [1.2] 10 other [1.7] |
Explications en français |
11 autre; différent [1.3, 1.8] |
Exemples |
12 Misy fomba hafa va? [2.270] 13 Aza manao hira hafa; [2.59] 14 Saingy ny hafa tsy izany. [2.285] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot hafa |
Anagrammes | 27 faha, faha~, hafa |
Mis à jour le 2023/08/18 |