Entrée | 1 hafahafa |
Radical | 2 hafa |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa miolonolona tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha |
Explications en anglais |
5 [1.2] different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. 6 [1.7] strange, bizarre |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] bizarre, étrange 8 [1.3] un peu différent, qui dévie du vrai |
Exemples |
9 hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity [2.470] |
Dérivés |
|
Analogues | 15 olona hafahafa, mandry manokana noho ny be, hafa fandry, zanakalo |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot hafahafa |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |