Entrée | 1 famantsy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika |
Explications en français |
4 [1.3#141] Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre |
Exemples |
5 Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno. [1.437#] |
Analogues | 6 kinga, fetsy, konjo |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/10 |