|
|
|
|

Entrée (1/3)1  kinga
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa
4  Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. [1.1]
5  maila-pihetsika [1.13]
Explications en anglais  6  clever, quick, shrewd [1.7]
Explications en français  7  habile, leste [1.8, 1.13]
8  adroit, agile [1.13]
Exemples  9  kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka [2.470]
10  Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. [2.472]
Morphologie 
11  Simple :
12  Impératif :
Dérivés 
13  Noms :
14  Adjectifs :
Synonymes  15  kingakinga
Analogues  16  mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, fanalo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika

Entrée (2/3)17  kin
Partie du discours  18  impératif de l'adjectif kinga [Liste complète]
Exemples  19  Ary ialahy, ry Dera, mba kingà  sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [2.4]

Entrée (3/3)20  kinga
Partie du discours  21  nom
Explications en français  22  petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka, viNAny. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  23  Géographie: (en général)

Anagrammes  24  kangy, kinga, kingà

Mis à jour le 2020/07/31