|
|
|
|

Entrée1  hakingana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany
Explications en anglais  4  [1.7] cleverness, quickness
Explications en français  5  [1.8, 1.13] adresse
6  [1.8] habileté
7  [1.13] rapidité, agilité
Radical  8  kinga
Synonymes  9  hakinga, fahakinga, fahakingana
Mots composés 

Anagrammes  11  hakangain, hakingana, hiakangan, nahakinga

Mis à jour le 2025/01/21