Entrée | 1 lahilahy |
Radical | 2 lahy |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Teny faniriantsoa atao amin' ny zaza forana mba ho salama tsara, ary tsy ho kanosa na mikovavivavy 5 Sady sahisahy no kingakinga [1.1] |
Explications en anglais |
6 a word used in the circumcision ceremonies in invoking a blessing upon a child, and to draw away its attention from the suffereing [1.2] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 hilahila, lahilahi, lahilahy |
Mis à jour le 2023/01/20 |