Entrée | 1 mifetsy |
Radical | 2 fetsy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy |
Explications en anglais |
5 [1.2] to deceive, to impose on, to beguile, to circumvent. 6 [1.7] to trick, to get the best of |
Explications en français |
7 [1.8] tromper par des ruses |
Exemples |
8 mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin'izany [2.996] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |