|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fiharatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  hareza [Taimoro] [1.78]
4  Fomba entina miharatra
5  Lelan-java-maranitra, hareza [1.1]
Explications en anglais  6  a small razor or knife, a lancet. Fihatsaka also used. See hareza [1.2]
7  a razor [1.7]
Explications en français  8  rasoir [1.8]
Analogues  9  mangoro, hareza
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot fiharatra

Entrée (2/2)14  fiharatra
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Enti-milaza olona fetsy
17  Olona kinga aoka izany raha hiteny [1.1]
Analogues  18  fetsy

Anagrammes  19  fahiratra, fiharatra, hafaritra, harafitra, harifatra, hifaratra, hifatrara

Mis à jour le 2023/08/29