|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fihatsaka
Radical  2  hatsaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Antsy kelin' ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy.
5  [1.78] [Sihanaka] antsikely famoran-jaza
Explications en anglais  6  [1.2] a knife for cutting edges. See fiharatra, hareza.
Explications en français  7  [1.19] [Tankarana] couteau à pincer le riz, sorte de canif pour récolter le riz. (fitòhy).
Mots composés 

Entrée (2/2)9  fihatsaka
Radical  10  hatsaka
Partie du discours  11  adjectif
Explications en malgache  12  [1.1] Fetsy miharo faharatsiana; fangoloka

Anagrammes  13  fihatsaka, hafatsika, hafitsaka

Mis à jour le 2023/08/27