Entrée (1/2) | 1 faingana |
Partie du discours | 2 adjectif ou adverbe |
Explications en malgache |
3 Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao [1.1] |
Explications en anglais |
4 quick [1.2#149, 1.7] 5 quickly, promptly 6 speedy, in haste. See HAINgana [1.2#149] 7 prompt [1.7] |
Explications en français |
8 prompt, qui passe vite [1.3#130, 1.8] 9 avec promptitude, promptement, vite 10 qui va vite [1.3#130] |
Exemples |
11 Nalaina faingana ilay jiro tany an-dakozia. [2.332#] 12 Johns nidina faingana ho entiny any an-dafy. [2.649#] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 20 haingana |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 28 faingàna |
Partie du discours | 29 impératif du verbe passif faingana [Liste complète] |
Explications en malgache |
30 (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any [1.1] |
Anagrammes | 31 afingana, faingàna, faingana, fanainga, fangaina, fanganay, fiangana, figanana, ifangana |
Mis à jour le 2023/06/03 |