Entrée | 1 mihafaingana |
Radical | 2 faingana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.13] mihadodona, mihamalady |
Explications en français |
5 [1.13] accéléré |
Exemples |
6 Maneho tarehimarika miabo hatrany ny fitomboan' ny Harikarena malagasy ary dia hita fa mihafaingana miandalana izany. [1.384#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |