Entrée (1/3) | 1 haingana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy Malaky: Haingam-piteny izy. |
Explications en anglais |
4 [1.7] rapid, prompt |
Explications en français |
5 [1.8] rapide, prompt |
Exemples |
6 Mitazana dia miverina haingana. [2.528] 7 Vao haingana ihany, hoy Ingahibe. [2.445] 8 Nantsoinay haingana ny fokonolona. [2.499] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 12 faingana |
Analogues | 13 eonohoeo, indraymihelina, indraymihelatra, indraymipimaso, indraymiserana, mbetivety, miarakaaminizay, miarakaaminnyvava, miarakaaminnyvavamiteny, poatoizay, tsyahamanamenaka, tsyhitahitaakory, tsytrabadymantsaka, tsielatsiela, vetivety, vetivetika |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 16 haingàna |
Partie du discours | 17 impératif de l'adjectif haingana [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika |
Explications en français |
19 [1.3] allez vite, faites vite |
Entrée (3/3) | 20 haingana |
Partie du discours | 21 adverbe [Liste complète] |
Explications en anglais |
22 [1.2] same as faingana 23 [1.7] rapidly, promptly |
Explications en français |
24 [1.8] rapidement, promptement |
Mots composés |
|
Anagrammes | 26 |
Mis à jour le 2025/01/21 |