Entrée manafaingana (faingana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia [1.1]
Explications en anglais To hasten [1.2, 1.7]
 To hurry, to make to be quick. [1.2]
 To hurry along [1.7]
Explications en français Hâter, accélérer [1.3, 1.8]
 Faire hâter, presser, faire aller vite [1.3]
Exemples Ny raharahan' ny Solontenam-panjakana dia manaramaso ny ankizy raha misy tsy mianatra sy manafaingana ny ianorenan-tSekoly. [2.649]
Morphologie 
Présent : manafaingana
Passé : nanafaingana
Futur : hanafaingana
Impératif : manafaingàna
Proverbes 

Entrée manafaingàna (faingana)
Partie du discours impératif du verbe actif manafaingana [liste complète]

Mis à jour le 2023/01/20