|
|
|
|

Entrée1  faingampaingana
Radical  2  faingana
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [duplicatif fr équentatif] [1.3#139]
Exemples  5  Ary raha ny fivarotany ankehitriny izao no hatohin'ny Andriana, tsy maintsy hitsahatra avokoa ary ho tapitra faingampaingana ihany. [2.366#]
6  Tsinjo ny mpanamory mitana ny familiana, miara-miainga ny fivoy toy ny tongotry ny arosy milomano, ka mikapoka ny rano faingampaingana, fa manin-te-ho tonga. [2.499#]

Mis à jour le 2023/06/03