Entrée (1/5) | 1 avy |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 tonga [Bara]
[1.78] 4 Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [1.1#129] |
Explications en anglais |
5 to come [1.7] |
Explications en français |
6 venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [1.3] 7 arriver, venir [1.8] |
Exemples |
8 Tsy maninona ny hoaviko! [2.270#119] 9 Aiza avy ny naman' ialahy? [2.4] 10 Fa ikalakely ity kosa avy taiza? [2.5] 11 Fa ny fianakaviana kosa, tsy misy miantoka ny hoaviny [1.369] 12 Nefa saika hadino fa izahay anie mbola mpianatra ary manana adidy ny hanomana ny hoavinay tsirairay avy [2.356#41] 13 Misisika ny amin'ity saina tia karokaroka ity izahay, satria inoanay fa miankina amin'io ny hoavin'ny tanindrazana [2.503#20] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot avy |
Entrée (2/5) | 26 avy |
Partie du discours | 27 nom |
Explications en malgache |
28 niavian' ny manavy, fanaviana [1.1#129] |
Explications en français |
29 caprice [1.3, 1.196] 30 fièvre, mauvaise humeur, caprice [1.3] |
Vocabulaire |
31 Santé |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Entrée (3/5) | 37 avy |
Partie du discours | 38 adjectif |
Explications en malgache |
39 Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [1.1#129] |
Mots composés |
|
Entrée (4/5) | 42 avy |
Partie du discours | 43 adjectif |
Explications en malgache |
44 Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay telo lahy [1.1#129] |
Entrée (5/5) | 45 avy |
Partie du discours | 46 nom |
Explications en français |
47 Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae). Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulaire |
48 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 50 AVI, avy, iva, vay, via |
Mis à jour le 2023/04/12 |