Entrée iaviana (avy)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache Enti-milaza ny toerana na ny razana nisehoana: Avy any Ankadindambo no fiavianay [1.1]
Morphologie 
Présent : iaviana, iaviako, iavianao, iaviany, iaviantsika, iavianay, iavianareo, iavian', iavian-, iaviam-, iavia-
Passé : niaviana, niaviako, niavianao, niaviany, niaviantsika, niavianay, niavianareo, niavian', niavian-, niaviam-, niavia-
Futur : hiaviana, hiaviako, hiavianao, hiaviany, hiaviantsika, hiavianay, hiavianareo, hiavian', hiavian-, hiaviam-, hiavia-
Synonymes fiaviana

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20