|
|
|
|

Entrée (1/9)1  any
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
4  Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
5  Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
6  Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? [1.1]
Explications en anglais  7  there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. [1.2]
8  there, fairly far away not visible; [1.7]
Explications en français  9  là-bas, à, vers [Taisaka] [1.82]
10  là, à une certaine distance, pas visible [1.8]
Explications en italien  11  in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive. [1.18]
Exemples  12  Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
13  ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
Mots composés 
Tableaux et planches  25  Tous les adverbes

Entrée (2/9)26  any
Partie du discours  27  adverbe
Explications en anglais  28  prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants [1.7]
Explications en français  29  préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes [1.8]
Mots composés 
Toponymes 
Tableaux et planches  37  Tous les adverbes

Entrée (3/9)38  any
Partie du discours  39  préposition
Explications en anglais  40  belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. [1.2]
Mots composés 
Tableaux et planches  42  Toutes les prépositions

Entrée (4/9)43  any
Partie du discours  44  adverbe
Explications en malgache  45  Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
46  -- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
47  -- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any [1.1]
Explications en anglais  48  used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. [1.2]
Mots composés 
Tableaux et planches  50  Tous les adverbes

Entrée (5/9)51  any
Partie du discours  52  nom
Dérivés 
53  Verbes actifs :
54  Verbes passifs :
55  Verbes relatifs :
56  Noms :
Explications en malgache  57  Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana [1.1]
Explications en anglais  58  Ira is used in the provinces. [1.2]
Explications en français  59  ourdissage de la trame [1.3#48]

Entrée (6/9)60  any
Partie du discours  61  verbe passif
Explications en malgache  62  atao, inoana [Taisaka] [1.78]
Explications en français  63  qu'on fait, qu'on croit [Taisaka] [1.82]
Morphologie 
64  Présent :
65  Passé :
66  Futur :
67  Impératif :

Entrée (7/9)68  añy
Partie du discours  69  nom
Vocabulaire  70  Météorologie
Explications en malgache  71  rivotra [Taisaka] [1.78]
Explications en français  72  vent [Taisaka] [1.82]

Entrée (8/9)73  any
Partie du discours  74  Non spécifié
Vocabulaire  75  Santé
Explications en français  76  qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie) [Taisaka] [1.82]
Mots composés 

Entrée (9/9)78  any
Partie du discours  79  pronom
Explications en anglais  80  na iza na iza, na inona na inona; izay misy [1.17]
Tableaux et planches  81  Tous les pronoms

Anagrammes  82  any, añy, -nay, nay, any, añy, -nay, nay

Mis à jour le 2023/05/17