|
|
|
|

Entrée (1/4)1  angatra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes relatifs :
5  Noms :
Explications en malgache  6  Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Explications en anglais  7  partiality [1.2, 1.7]
8  unfair dealing, unfair judgement
9  also false praise, flattery. [1.2]
10  unfairness [1.7]
Explications en français  11  partialité, préférences [1.8]
Mots composés 

Entrée (2/4)13  angatra
Partie du discours  14  nom
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Verbes passifs :
Vocabulaire  17  Religions, Croyances
Explications en malgache  18  lolo, avelo, fanahy [Betsimisaraka] [1.78]
19  matoatoa na lolo [Tanala] [1.78]
20  Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
Explications en anglais  21  spirit, ghost, demon. [1.2]
22  a ghost [1.7]
Explications en français  23  ambiroa [Merina] [2.165]
24  fantôme [1.8]
Mots composés 
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot angatra

Entrée (3/4)27  angatra
Partie du discours  28  nom
Vocabulaire  29  Santé
Explications en malgache  30  Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
31  karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explications en anglais  32  gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
33  gonorrhea [1.7]
Explications en français  34  blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Mots composés 

Entrée (4/4)37  angatra
Partie du discours  38  adjectif
Explications en malgache  39  maivana [Taimoro] [1.78]
Synonymes  40  miangatra

Anagrammes  41  angatra, atranga

Mis à jour le 2023/08/15