Entrée | 1 miangatra |
Radical | 2 angatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana [1.1] |
Explications en anglais |
5 to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2] 6 to deal unfairly, to discriminate [1.7] |
Explications en français |
7 faire des partialités, des préférences [1.3#45, 1.8] |
Exemples |
8 Ny tantara tsy miangatra: [2.48] 9 miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mifidy tavan' olona, manao mizana tsindriana ila, manao mpitsara be kibo, manao zanaka anaty fo maharary, manisy hodi-tsirany sy hodi-peny, manao loa-bary mitahy vady, manisy tombo sy hala, manao atody mafana ila |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot miangatra |
Anagrammes | 17 miangatra, tarimanga |
Mis à jour le 2023/01/20 |