|
|
|
|

Entrée (1/4)1  lolo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra
4  [1.13] lolobe, lay
Explications en anglais  5  [1.7] a butterfly
Explications en français  6  [1.8, 1.13] papillon
Exemples  7  Ny renintantely sy ny lolo [2.332#]
Vocabulaire  8  Zoologie: invertébrés
Dérivés 
9  Verbes actifs :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot lolo

Entrée (2/4)20  lolo
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  [1.1] Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary
23  [1.78] [Bara] fasana, an-dolo
Explications en anglais  24  [1.7] a ghost
Explications en français  25  [1.8] spectre, revenant (fantôme)
Vocabulaire  26  Religions, Croyances
Analogues  27  angatra, matoatoa
Mots composés 
Phytonymes 
Anthroponymes 
Citations  38  Textes citant lolo

Entrée (3/4)39  lolo
Partie du discours  40  nom
Explications en malgache  41  [1.1] Aretinkibo mahavoa tampoka
Vocabulaire  42  Santé

Entrée (4/4)43  lolo
Radical  44  lo
Partie du discours  45  adjectif
Explications en français  46  [1.3] [duplicatif diminutif]

Mis à jour le 2025/01/21