Entrée (1/3) | 1 vania |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Bara]
voa, valahana 4 [1.78] [Tanala] valahana, andilana, lanivoa: Tambalañana a-moja paike am-bania (poketra an-tehezana afovato am-balahana) 5 [1.13] taola-maoja |
Explications en français |
6 [1.13] bassin |
Vocabulaire |
7 Biologie |
Synonymes | 8 vaniaña |
Entrée (2/3) | 9 vania |
Partie du discours | 10 adjectif |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Tambahoaka]
lava volo, tsy voaasa |
Entrée (3/3) | 12 vania |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 [1.78] [Tambahoaka]
vaniana, valahana, angatra (aretina) 15 [1.78] [Taisaka] aretim-bania, aretina mahazo ny ankasarotana 16 [1.78] [Bara] kolahy, aretim-balahana, voan-kena 17 [1.78] [Bara] blennorrhagie |
Vocabulaire |
18 Santé |
Analogues | 19 akohofotsy, ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fiandry, fifia |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |