|
|
|
|

Entrée1  akohofotsy
Mots élémentaires  2  akoho, fotsy
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Santé
Explications en malgache  5  angamaty (aretina) [Taifasy] [1.78]
6  farasisa [Taimoro] [1.78]
7  aretindratsy [Tambahoaka] [1.78]
8  aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [Betsimisaraka] [1.78]
9  aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [Tanala] [1.78]
10  karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explications en français  11  blennorragie [1.78, 1.13]
Mots composés 

Anagrammes  13  akohofotsy, akotso fohy

Mis à jour le 2023/10/27