|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vaniana
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Biologie
Explications en malgache  4  Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [1.1]
Mots composés 

Entrée (2/2)6  vaniaña
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  valahana, andilana, lanivoa [Tanala] [1.78]
Synonymes  9  vania

Anagrammes  10  anivana, vaniana, vaniaña, anivana, vaniana, vaniaña

Mis à jour le 2020/07/31