|
|
|
|

Entrée (1/2)1  atsinanana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao.
Explications en anglais  4  [1.2] the east; atinanana is used in provinces.
5  [1.7] the east
Explications en français  6  [1.3#66, 1.8] est
Exemples  7  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
8  Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
Vocabulaire  9  Espace
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adverbes :
Autres orthographes  16  atinanana
Antonymes  17  andrefana
Mots composés 
Ethnonymes 
Toponymes 
Hypéronyme 
Holonyme 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot atsinanana

Entrée (2/2)29  Atsinanana
Partie du discours  30  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  31  [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina
Vocabulaire  32  Politique
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  55  Les vingt-deux régions
Illustrations 
56  57 

Anagrammes  58 

Mis à jour le 2025/01/21