|
|
|
|

Entrée1 ahatsinanana
Radical  2atsinanana
Partie du discours  3 verbe relatif
Exemples  4 Tadidio kely aloha fa araka ny ahatsinanana sy ahafatesan' ny volana no ameran' ny Malagasy ny anaram-bolana 12, toa ny an' ny Arabo sy ny Hebrio koa: ka tsy mba 30 sy 31 andro toa ny volam-Bazaha, fa 28, any ka ny taona koa tsy mifanindry. [2.296]
Morphologie 
5 Présent :
6 Passé :
7 Futur :

Anagrammes  8 ahatsinanana, 9 itsananahana

Mis à jour le 2025/09/10