|
|
|
|

Entrée1 antsinanana
Radical  2atsinanana
Partie du discours  3 adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4fiovan' ny atsinanana fa amin' ny matoanteny miforona avy aminy dia tonga miantsinanana fa tsy miatsinanana. [1.1#A308]
Explications en français  5voyez atsinanana. [1.3#37]
Exemples  6 Isan' ny nanana anjara izy tamin'ny nakana an' i Sahavondronina sy Arivonimamo tamin' Andriamarobasy mpanjakan' Imamo antsinanana. [2.588#]
7 Fa indreny koa efa miakatra sesehena ny fokonolona avy ao antsinanana, dia ny tarik'i Ratovonirina ary ny avy any andrefana dia ny tarik'i Dolfa kely, ilay mpianatra efa azo babo indray maka iry. [2.895#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Analogues  13 anatsimo, 14 anavaratra, 15 ankandrefana

Anagrammes  16 anantsinana, 17 anintsanana, 18 antsinanana

Mis à jour le 2025/10/31