Entrée | 1 ankandrefana |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.10#A294] Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe: miankandrefana, ankandrefanina, iankandrefanana, fiankandrefana, fiankandrefanana, mpiankandrefana, voaankandrefana. 4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3] voyez andrefana |
Radical | 6 andrefana |
Dérivés |
|
Analogues | 11 anavaratra, anatsimo, antsinanana |
Mis à jour le 2025/03/30 |
![]() |