|
|
|
|

Entrée (1/2)1  atsimo atsinanana
Partie du discours  2  locution
Vocabulaire  3  Espace
Exemples  4  Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366#9]
5  Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274]
Mots élémentaires  6  atsimo, atsinanana

Entrée (2/2)7  Atsimo Atsinanana
Partie du discours  8  nom propre (toponyme)
Vocabulaire  9  Politique
Explications en malgache  10  faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa [3.1]
Mots élémentaires  11  atsimo, atsinanana
Hypéronyme 
Tableaux et planches  12  Liste complète
13  Les vingt-deux régions
Illustrations 
14 

Anagrammes  15  Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana, Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana

Mis à jour le 2024/09/23