Entrée (1/2) | 1 Fianarantsoa |
Mots élémentaires | 2 fianarana, soa |
Partie du discours | 3 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Exemples |
4 Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472] 5 izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48] 6 Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy. [2.499] |
Vocabulaire |
7 Géographie: agglomérations |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 16 Fianarantsoa |
Partie du discours | 17 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [3.1] iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana |
Vocabulaire |
19 Politique |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
26 Les six provinces |
Illustrations |
|
Anagrammes | 29 Fianarantsoa, trano fiasana |
Mis à jour le 2024/10/30 |