|
|
|
|

Entrée1  faritany
Mots élémentaires  2  faritra, tany
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina
Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy
Explications en anglais  5  [1.2] (fari-tany) A boundary, a landmark.
6  [1.7] a certain territory or region
Explications en français  7  [1.8] territoire, région
Exemples  8  Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo. [2.113#]
9  Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#]
10  Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332#]
Vocabulaire  11  Géographie: (en général)
Mots composés 
Hyponymes 
Tableaux et planches  20  Les six provinces

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21