Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
[hahatonga ] mosary  eo amin'ny olona. » Tsy misy fiarovan-tena mba azony atao raha ny kometa no miseho fa dia miandry fotsiny izao mandra-pahatongan’izay hihatra. Izany rehetra izany ary ny amin'ny finoan’ny fambara, na izay hita eo amin'ny lanitra na izay hita eto ambonin’ny tany, ka tena mampalahelo tokoa ny mbola maizin-tsaina fa mandry be ahiahy.  Toko IX : Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy 1- Ny mpampianatra sy ny fampianarany Tsy misy mpampianatra voatokana hampianatra ny ankizy ny amin'ny finoana, fa ny ray aman-dreny tsirairay no samy mampianatra ny zanany avy. Mahate-hidera ny Bara raha ny fahazotoany hampianatra [ny zanany ] I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |