Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
[mitandri] na tsara ny fadin-drazana, soloany ny fiainana mandrakizay ho lovany raha manao ny sitra-pon’i Jesosy Tompo izy. Ny fandrahonana hihatra amin'izay tsy manaraka ny fadin-drazana, raisiny literaly ho anjarany, raha manao izay tsy ankasitrahin’ny rainy izay any an-danitra izy. Izany ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy sy ny vokany, fa tonga fitarihan-dàlana ho amin'ny filazantsara indray ireo ankehitriny na dia toy ny vato misakana aza. Ka aoriandriana any dia ho re ny feon’ireo zana-tany Bara ireo hoe : « Soa ihany fa noana aho hahahinanako be ». Toko X : Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra 1- Ny misy izany fitoerana izany Ny firenena mpivavaka rehetra (afa-tsy I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |