Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
[any ankoa] tra dia tsy fantany, fa ny ho toetry ny mpamosavy ihany no lazainy kely, fa hitafy vorifotsy ratsy sy lamba maloto ireo, ka mahatahotra hono raha hita.  Toko XI : Farany Izany ary ny amin'ny finoanay Bara ka raha atao amboarany iray izany dia izao : 1: Raha ny amin'ny fivavahana monotheisma no dinihina dia mba mahatazana ny alony kely izahay noho ireo sasany, fa manaiky Ilay Andriamanitra tokana izahay, izay ataonay hoe : Ndriananahary nahary tongotra aman-tànana, ambonin’ny zavatra rehetra na ny any an-danitra na ny ety an-tany . Nefa tsy lavinay fa voatokonan’ny fivavahana amin'ny razana sy ny vato aman-kazo be loatra izahay ka tsy mahita izay tena izy mazava . I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |