Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
« Jesosy Kristy hanampy ahy, raha mangataka azy aho » dia nandohalika izy no niteny hoe : « Ry Jesosy ô, manampia ahy ankehitriny ka manomeza ahy fahendrena, ampio aho hahavita ny lesoko, ary omeo fahalemem-panahy amin'ireo namako ireo aho mba tsy ho tezitra aminy na dia manahirana ahy aza izy ». Izany dia fanatonana an’i Jesosy. Koa dia mangataha fahendrena amin'i Kristy mandrakariva hahazoanao fahendrena sy faharetana amin'ny raharahanao.  I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |