Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : tsiry | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Nahoana moa hianao no Nahoana moa no Raha | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza olona sarotin-javatra iray, nefa dia fatra-panao io zavatra io indrindra; "tsy tia ady ka no misahato olona", "sarotin-doiloy, ka no mihinampatsa manta". [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Puisque vous vous affligez facilement, pourquoi allez-vous voir le tombeau? [2.415 #2637]
Sous l' empire d' un grand chagrin, il aime à aller voir souvent au tombeau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Pourquoi cherchez-vous les occasions de chagrin ? [2.415 #2637] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Ondry kely voky tsiry: mitahiry lefona Ondry kely voky tsiry : voky ihany fa mitahiry lefona | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||