|
|
|
|

Entrée1  ondry
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka.
Explications en anglais  4  [1.2] a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.]
5  [1.7] a sheep
Explications en français  6  [1.54, 1.13] mouton
7  [1.8] mouton, brebis
Vocabulaire  8  Zoologie: mammifères
Analogues  9  ondrikondrika
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot ondry

Anagrammes  25 

Mis à jour le 2025/01/21