|
|
|
|

Entrée1  mitahiry
Radical  2  tahiry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy
Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra
Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny
Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra.
Explications en anglais  5  [1.7] to keep, to take care of, to guard
Explications en français  6  [1.8] conserver, garder
Exemples  7  Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. [2.424#]
8  Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza! [2.643#]
9  mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot mitahiry

Mis à jour le 2024/12/11